Teny iditra |
haody
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe:
"haodiana!" : azo idirana [2.313]
|
| Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. [1.2]
|
| Hello ! (spoken when standing at the door) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bonjour ! (se dit devant la porte) [1.8]
|
Ohatra |
1 | Raha hangalatra izy tsy hanao haody.
[2.445]
|
2 | Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara.
[2.245]
|
|
Sampanteny |
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
haody
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|