|
|
|
|

Teny iditra1  haofotsy
Singan-teny  2  hao, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] pou blanc ou pou du corps
Ohatra  6  Fehezo ny kongona, haofotsy, ary ny lagaly. [2.424#]
7  hoy izy miantso ny vavy mipetraka mizaha haofotsy eo an-tokotany. [2.346#30]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  9  hao, haombary
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny haofotsy io

Fivaditsoratra  11  atsofohy, haofotsy, hofotsia, itsofoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21