Teny iditra | 1 haotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] scratching, clawing. See rangotra 5 [1.7] scratching |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] grattage |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny haotra io |
Fivaditsoratra | 14 ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |