|
|
|
|

Teny iditra1  haotraotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany.
Fototeny  4  haotra
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  7  haotra

Fivaditsoratra  8  haotraotra, hatroatrao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21