Teny iditra | 1 mihaotraotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotraotra loha Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy |
Fototeny | 4 haotraotra |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 mihaotra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mihaotraotra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |