Teny iditra haotraotra (haotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra haotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05