|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  haraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] mangetaheta
4  [1.78] [Bezanozano] sasatra
5  [1.1] Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé
qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain)
8  [1.19] [Tankarana] épuisé, qui a peiné.
Kamban-teny 

Teny iditra (2/8)11  haraka
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy

Teny iditra (3/8)14  haraka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Taisaka] lakana fitondra an-dranomasina
17  [1.1] Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.82] [Taisaka] pirogues de mer
Voambolana  19  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (4/8)20  haraka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.7] the heddles of a loom
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3] lisses du métier
action de lier les pierres sur les traineaux
25  [1.8] les lisses d'un métier
Voambolana  26  Taozava-baventy
Sampanteny 
27  Matoantenin' ny mpanao :
28  Matoantenin' ny iharana :
29  Matoantenin' ny fameno :
30  Anarana :
31  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (5/8)34  haraka
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  [1.1] Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena.
Fanazavàna teny frantsay  37  [1.3] extorsion, exaction
Sampanteny 
38  Matoantenin' ny mpanao :
39  Matoantenin' ny iharana :
40  Anarana :

Teny iditra (6/8)41  haràka
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43  [1.78] [Taisaka] taolan-tena iray manontolo
44  [1.78] [Bara] taolambalo
Fanazavàna teny frantsay  45  [1.82, 1.78] [Taisaka] squelette
Voambolana  46  Haiaina

Teny iditra (7/8)47  haraka
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49  [1.196] (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions :
-- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;
-- Cordyla haraka Capuron et
-- Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae).
-- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae). [Betsimisaraka]
Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). [Tanosy]
Voambolana  50  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/8)53  haraka
Sokajin-teny  54  anarana
Fanazavàna teny frantsay  55  [1.196] [Merina] (du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil.
Voambolana  56  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  57  haraka, haràka, karaha, rahaka, rakaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07