|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hararaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] ulceration
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.54] panaris
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12  hararaotra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] aggravation, following up, taking the opportunity of adding.

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10