|
|
|
|

Teny iditra1  haratsiana
Fototeny  2  ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
Havetavetana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] evil, wickedness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] méchanceté
7  [1.3, 1.8] malheur
8  [1.3] malice
9  [1.3] mauvais état, mauvaise qualité, laideur
Ohatra  10  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
11  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Tovy hevitra  12  faharatsiana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny haratsiana io

Fivaditsoratra  14  aharatsany, antsiaraha, hanaratsia, haratsiana, hatsaraina, hatsaranay, itsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21