|
|
|
|

Teny iditra1  haratsina
Fototeny  2  ratsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy
Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro
Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see ratsy
6  [1.7] to be vilified
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#516] Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté)
8  [1.8] qu'on vilipende
Ohatra  9  Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony. [1.519#]
10  Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo. [2.996#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny haratsina io

Fivaditsoratra  16  hanaratsy, hanatsira, hanisatra, haratsina, hasitrana, hatsarain, hatsarany, hisantara, hisatrana, hitsarana, itsaharan, nahisatra, nitsahara

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14