Teny iditra harendrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra harendrina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava. - [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2011/04/04