|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harendrina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#213] feux de joie du fandroana
Ohatra  6  Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana. [2.857]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  harendrina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1#415] Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#213] luciole, ver luisant
Voambolana  14  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  15  hirendrina, karendrina, kirendrina, kirendriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21