Teny iditra harihina (harika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be scowled at, to be looked at obliquely. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : harihina, harihiko, harihinao, harihiny, harihintsika, harihinay, harihinareo, harihin', harihin-, harihim-, harihi-
Ny lasa : noharihina, noharihiko, noharihinao, noharihiny, noharihintsika, noharihinay, noharihinareo, noharihin', noharihin-, noharihim-, noharihi-
Ny hoavy : hoharihina, hoharihiko, hoharihinao, hoharihiny, hoharihintsika, hoharihinay, hoharihinareo, hoharihin', hoharihin-, hoharihim-, hoharihi-
Filaza mandidy : hariho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20