Teny iditra | harika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fijerena misompirana amim-pahasosorana na tsy fitiavana, fijerena manao maso mitsivatana mba ho mariky ny tsy hafaliana na fahalotehana amin' olona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A scowl. [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Regard de travers [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny harika io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | haraky, harika, kariha, rahaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |