|
|
|
|

Teny iditra1  mangarika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mijery manao maso mitsivalana amin' ny sasany, mariky ny hasosorana, tsy fitiavana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to look askance, to stare at obliquely, to scowl at.
5  [1.7] to scowl, to glare at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] regarder de travers, avec colère
Fototeny  7  harika
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mangarika io

Fivaditsoratra  13  mangarika, mikaranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21