|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harisika
Fototeny  2  risika
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe marisika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#xliii]
Ohatra  5  Na vory nofo aza ny sandry, ny kamo ve mba harisika? [2.558]

Teny iditra (2/2)6  harisika
Fototeny  7  risika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Ny toetran' ny olona marisika
Tovy hevitra  10  faharisika
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny harisika io

Fivaditsoratra  12  harisika, hasikary, hasirika, hisarika

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29