|
|
|
|

Teny iditra1  harivaina
Fototeny  2  hariva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tazonina ela, atao ela, hatramin' ny hariva: Noharivainy aho omaly
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be detained until evening.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  harivaina, havarinay, hiravanay, iravahany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20