Teny iditra hariva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The evening [1.2]
 The afternoon, the evening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'après midi, le soir [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra hariva
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Folaka: Hariva ny andro
Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1]

Teny iditra hariva
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19