|
|
|
|

Teny iditra1  harivariva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3] duplicatif
Ohatra  4  [2.324] Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro.
5  [2.470] harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay.
6  [2.471] harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe.
Fototeny  7  hariva
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny harivariva io

Fivaditsoratra  10  haraviravy, harivariva, haviravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21