Teny iditra | 1 harivariva |
Fototeny | 2 hariva |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] duplicatif |
Ohatra |
5 Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [2.324] 6 harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [2.470] 7 harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [2.471] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny harivariva io |
Fivaditsoratra | 10 haraviravy, harivariva, haviravira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |