|
|
|
|

Teny iditra1  harofana (haroka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Alaina, halorina ao anaty lavaka, hadina ao anaty tany: Noharofan' ny saka tao' anaty lavany ilay totozy 4  Tadiavina ho fantatra, karohina: Noharofany ny hevitro fa lany andro foana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  see haroka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  Qu’on fouille, qu'on cherche à connaître, qu'on sonde: Noharofan’ ny alika ny lavaka ka nahazo sokina izy (Le chien a fouillé dans le trou et a attrapé un hérisson) ~ Noharofany ny hevitro, fa sasa-poana izy (Il a cherché à connaitre ma pensée, mais il a perdu son temps) [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  fanohara, haforana, harofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20