Teny iditra haroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana zavatra any anaty lavaka na rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de fouiller, de plonger, de passer la main dans [1.3]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra haroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangaronana mba hahalalana izay afenin' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Deceit, fraud, duplicity, double dealing, ferreting out [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de sonder quelqu’un [1.3]
  [Tankarana] Fourberie. [1.19]

Teny iditra haroka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Hollow, hollowed out, as a canoe. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Creux, creusé [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31