Teny iditra | fangarohana (haroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de fouiller, de sonder, l'instrument [1.3] | |
Tovy hevitra | fangarofana ~ fiharofana ~ fiharohana | |
Fivaditsoratra | fangarohana, fangorahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |