|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  haroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fakana zavatra any anaty lavaka na rano
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Action de fouiller, de plonger, de passer la main dans
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny haroka io

Teny iditra (2/3)11  haroka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fangaronana mba hahalalana izay afenin' ny sasany
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] deceit, fraud, duplicity, double dealing, ferreting out
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] Action de sonder quelqu’un
16  [1.19] [Tankarana] fourberie.

Teny iditra (3/3)17  haroka
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] hollow, hollowed out, as a canoe.
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3] Creux, creusé

Fivaditsoratra  21  aharok, hakaro, hakora, harako, haraok, haroak, haroka, horàka, horaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08