Teny iditra | 1 haromotana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 romotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra 5 [1.13] aretina mifindra avy amin'ny biby romotra 6 [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.54, 1.13] rage |
Ohatra |
8 [2.245#] haromotana, ka tsy matahotra aina velona.
|
Voambolana | 9 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 10 amontroaha, anamotraho, hamotorana, haromotana, noharatoam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |