|
|
|
|

Teny iditra1  harom-pito sosona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] harona kely sy lehibe mifanarona hatrany, ho firaketana izay zavatra lalain' ny tompony
enti-milaza fitahirizan-javatra mahafa-po fa voaro sy voatandrina tsara ny zavatra ao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] close watch over anything; lit. a basket with seven folds.
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#2286] Trésor bien conservé, c' est comme une corbeille faite de sept corbeilles enfermées les unes dans les autres
Singan-teny  6  harona, fitososona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07