Teny iditra (1/2) | 1 harona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act ot putting the hand into something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#322] Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose 6 [1.8] action de fouiller de la main |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 harona |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.2] a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. 18 [1.7] a round basket without handles |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3#222, 1.8] corbeille ronde sans anse 20 [1.3#222] nom générique des corbeilles 21 [1.8] corbeille |
Ohatra |
22 Ento mody ny angady sy ny harona [2.528#] 23 Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#] 24 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny harona io |
Lahatsoratra |
42 Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 43 aharon, arahon, hanaro, hanora, haoran, harano, haroan, harona, naharo, naraho, rahano, rahona, rohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |