Teny iditra haron-tabebaka
Singan-teny harona ; tabebaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Harona fohy vatana fa be vava ka tsy mahalany firy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A particular kind of shallow basket [1.2]
Ohatra Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14