Teny iditra | harotsaka > arotsaka (rotsaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be poured into something [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on verse [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny arotsaka io | ||||||||
Fivaditsoratra | arotsaka, asatroka, asokatra |
Teny iditra | harotsaka > marotsaka (rotsaka) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Droit, svelte, beau, élégant [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | harotsaka > marotsaka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano] (de maro : beaucoup et tsaka : bruit de cognée du bûcheron, il faut beaucoup de coups pour abattre un tel arbre). Breonia sp. (Rubiaceae). Arbre de grande taille. Beau bois classé 2e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical. L'attribution au genre breonia est de Capuron. [1.196] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Fivaditsoratra | maka trosa, marotsaka, matsoraka |