Teny iditra | 1 hasahiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#558] courage, audace, hardiesse |
Ohatra |
5 [2.270] Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. 6 [2.895] Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. |
Fototeny | 7 sahy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 fahasahiana |
Fivaditsoratra | 11 hanasaiha, hasahaina, hasahiana, hasiahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |