|
|
|
|

Teny iditra1  hasarotina
Fototeny  2  sarotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see sarotra.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  anasatrohy, antsoharai, hanaisotra, haratsinao, hasarotina, hasatronay, hasitranao, hisoratana, hitsaranao, hotsaraina, irotsahana, isatrohana, nahatsiaro, nahisatrao, nohatsarai, rotsahanay, sahotraina, satrohanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20