|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hasinina
Fototeny  2  hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Omena hasina
Omena hery amin' ny alalan' ny fivavahana, tsitsika, fitsofan-drano; hamasinina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be treated as holy, to be reverenced.
6  [1.7] to be sanctified in a magic rite
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#223] Qu'on bénit, qu'on sanctifie, à quoi on attache une grâce, une vertu
8  [1.8] qu'on sanctifie par un rite magique
Ohatra  9  Antsoina Ikelimalaza, hasinina Rafantaka, tsy mahavoa raha! [2.528]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  hasinina
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.196] (mis pour hazinina). Symphonia eugenioides Baker (Clusiaceaes). Le beurre végétal obtenu des graines est employé à la préparation d'onguents et de produits de beauté. [Sihanaka]
17  [Betsimisaraka]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  anihisan, anisihan, hanisany, hanisian, hanisina, hasinina, hisainan, nahasiny, nahisany, nahisina, nanihisa, nanisiha, nasahiny, nihasina, nisahian, nisaihan, nisiahan, sahaniny

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02