|
|
|
|

Teny iditra1  hasin-teny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] singan-teny kely indrindra azo avy amin'ny fandrasana teny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] monème
Voambolana  5  Haiteny
Singan-teny  6  hasina, teny

Fivaditsoratra  7  hasin-teny, hitsenany, nahetsiny, netsahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21