Teny iditra (1/2) | 1 hasoavana |
Fototeny | 2 soa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra 5 Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 goodness; favorable circumstances [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 bonté; circonstances favorables [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 hasoavana |
Fototeny | 10 soa |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 hasoavan-jaza [1.13] |
Voambolana |
14 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 15 hasoavana, voasahana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |