Teny iditra hatahorana (tahotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tahotra tsaroan' ny tena: Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fahatahorana

2009/02/23