Teny iditra fahatahorana (tahotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fear; a fearful attitude [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay crainte, frayeur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra hatahorana
Lahatsoratra 

2017/06/29