|
|
|
|

Teny iditra1  hatairana
Fototeny  2  taitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako
Tovy hevitra  5  fahatairana

Fivaditsoratra  6  ahiratana, haatranay, haratanay, hatairana, hiatarana, iharatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05