Teny iditra hatanjahana (tanjaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny hatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fahatanjahana

2009/02/23