Teny iditra tanjaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany
Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.)
Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Strength [1.2, 1.7]
 Power, vigour, robustness. See aina, hery [1.2]
 Vigor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Force [1.3, 1.8, 1.13]
 Vigueur [1.3, 1.8]
 Puissance [1.3, 1.13]
 énergie, richesse
Ce qui rend un édifice solide [1.3]
 Renfort, tuteur [1.13]
Ohatra 
1Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470]
2Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : tanjaka, tanjako, tanjakao, tanjany, tanjatsika, tanjakay, tanjakareo, tanjak', tanja-, tanjaky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra tanjaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout :
[Bara] Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies.
[Mahafaly] Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [1.196]
Anarana siantifika Anacolosa pervilleana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16