Teny iditra | 1 hatanjahina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] see tanjaka 5 [1.7] to be strengthened |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on rend plus fort |
Fototeny | 7 tanjahina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 hatanjahina, hitanjahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |