Teny iditra | 1 hatevenana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tevina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevenan' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika Indrakely: Voatondro telo ny hatevenan' itỳ hazo fisaka itỳ |
Tovy hevitra | 5 hatevina |
Fivaditsoratra | 6 hanatevena, hatevenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |