|
|
|
|

Teny iditra1  hatezerana
Fototeny  2  tezitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba
Voambolana  5  Ontam-po
Tovy hevitra  6  fahatezerana
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny hatezerana io

Fivaditsoratra  9  ahatezeran, hatezerana, nahatezera

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05