Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hatezerana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka. [2.558 #3008] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny hatezerana misy famavany, ny hafaliana misy elanelany. [2.415 #5298, 2.653 #2254] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La colère a des noeuds et la joie a des intervalles. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a des intermittences. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny kely tsy lany hadalana, ny lehibe tsy lany hatezerana. [2.558 #3040] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Reniakoho Reniakoho Reniakoho Reniakoho | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule mère prise par un petit oiseau tsintsina : elle en est dans l' ébahissement. [2.415 #5776]
Poule mère sur laquelle a fondu un petit oiseau tsintsina : elle ne se met pas en colère, mais elle est étonnée. [2.415 #5777] Une poule à laquelle un passereau a raflé quelque chose: elle n' est pas fâchée mais seulement étonnée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l'audace des trop petits. [2.415 #5777] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Sakondry Sakondry | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||