Teny iditra hatsaraina (tsara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga tsara: Efa nohatsaraina ny lalana mankany aminay any ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See tsara. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hatsaraina, hatsaraiko, hatsarainao, hatsarainy, hatsaraintsika, hatsarainay, hatsarainareo, hatsarain', hatsarain-, hatsaraim-, hatsarai-
Ny lasa : nohatsaraina, nohatsaraiko, nohatsarainao, nohatsarainy, nohatsaraintsika, nohatsarainay, nohatsarainareo, nohatsarain', nohatsarain-, nohatsaraim-, nohatsarai-
Ny hoavy : hohatsaraina, hohatsaraiko, hohatsarainao, hohatsarainy, hohatsaraintsika, hohatsarainay, hohatsarainareo, hohatsarain', hohatsarain-, hohatsaraim-, hohatsarai-
Filaza mandidy : hatsarao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20