Teny iditra hatsarana (tsara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy excellence; goodness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay excellence; bonté [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra fahatsarana ~ hatsara

Teny iditra hatsarana (tsara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [Rajemisa 1985]

2011/10/25