Teny iditra havana akaiky (havana, akaiky)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy havana izay mifanakaiky ny fihavanany, toy ny iray tampo, ny zanaky ny iray tampo, sns.. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A near relative. [Richardson 1885]
 close relatives [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay proches parents [Rajemisa: Vakoka]
 parents proches [Hallanger 1974]
Voambolana 

2010/06/04