Teny iditra havana avy any dilambato (havana, avy, any, dilana, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay parents très éloign [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

2010/06/06