Teny iditra havan-davitra (havana, lavitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy izay anaovana tetiarana lava be vao miseho ny maha-mpihavana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a friend at a distance [Richardson 1885]
Famaritana frantsay parents éloignés [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

2010/06/04