|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  havandra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2, 1.7] hail
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3, 1.8] grêle
Ohatra  5  havandra vaventy, Ankaratra hiany; [2.48]
6  Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [2.996]
Voambolana  7  Haitoetrandro
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny havandra io

Teny iditra (2/2)12  havandra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] malheur

Fivaditsoratra  15  drahavan, handrava, havandra, vandraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10