Teny iditra havaniana (ha-, vaniana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Hatreo amin' ny vaniana ny halaliny: Rano havaniana ve dia hahadifotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy up to the loins [Richardson 1885]
Famaritana frantsay jusqu' aux reins [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Il y a de l' eau jusqu' aux reins, jusqu' au salaka qui entoure les reins [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra am-pisalakana ~ havalahana

2016/08/09